|
|
|
|

Teny iditra 1  sosorina
Fototeny  2 sosotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tonga sosotra: Nososoriny aho nefa izaho tsy naninona azy akory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be vexed, to be angered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on vexe, qu'on énerve [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20