|
|
|
|

Teny iditra 1  tabatabaina
Fototeny  2 tabataba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tairina amin' ny horakoraka na kotaba: Aza tabatabaina ny voronkosamborina
9 Helingelenina: Notabatabainao, hono, izy ka nanjary tsy hainy ny fianarany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be confused with noise, to be bustled, to be interrupted. [1.2]
11 to be disturbed, to be bothered with noise [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on dérange, qu'on trouble par le tapage [1.8]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 batabataina, 15 itabatabana, tabatabaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21