Teny iditra tabatera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitoeran' ny paraky kisoka arapaka; tongobolo [1.1]
  [Sihanaka] Tongobolo [1.78]
Fanazavàna teny anglisy A tobacco-box, a snuff-box. See tongo-bolo [1.2]
Ny fihaviany Frantsay: tabatière.
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31