|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tabebaka (bebaka)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Mivelatra sy makadiry ny vavany, nefa iva ny halaliny: Haron-tabebaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  Short and spacious. Chiefly applied to baskets: rather short, shallow, or dwarfish. [1.2]
Ohatra  5  Fahita any Antsihanaka, na amin' ny tanàna faran' izay madinika aza, ny vehivavy mipetraka amoron-dalana, manana haron-tabebaka feno fotsimbary mangatsakatsaka atobiny eo anoloany ary amidiny amin' ny kapoaka. [2.472#]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)8  tabebaka
Sokajin-teny  9  anarana
Voambolana  10  Haizavamaniry
Fanazavàna teny anglisy  11  An herb. Same as lavaravina, a composite herb [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12  (sens général : ce qui est large et peu profond ; comme une corbeille). Allusion aux feuilles utilisées anciennement en guise de cuillère suivant les dialectes : [1.196]
13  Rumex bequaertii De Willd. et Rumex crispus L. (Polygonaceae). Plantes à grandes feuilles radicantes ; persistantes par leur racine charnue. [1.196]
14  Une Composée indéterminée d'après Grandidier. [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15