|
|
|
|

Teny iditra1  taboara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka] voatavobe fihinana, betseta
4  [1.78] [Bara] voatavo
5  [1.13] voatavo na pongy na daboara
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] [Sakalava] a species of gourd
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.13] melon
8  [1.196] . Nom relevé par Grandidier qui en fait une « espèce de calebasse ». C'était, en effet, anciennement la courge-calebasse : Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae). De nos jours ce nom s'applique plutôt à la courge ordinaire : Cucurbita maxima Duchesne (Cucurbitaceae). Cultivée et parfois subspontanée. On écrit plus rarement taboary. [Sakalava]
9  [Betsileo]
Voambolana  10  Haizavamaniry: anana
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  12 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21