|
|
|
|

Teny iditra 1  taboika
Fototeny  2 boika
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7 fivoahana na fipoitra bebe kokoa sady mipoapoaka noho ny boika fotsiny [1.10#B293]
8 Fivoahan' ny rano avy any anaty tany; boiboika [1.1]
9 renirano mipoitra indray ety ivelany rehefa avy namakivaky tany ambanin'ny tany [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  10 a bubble, an air bubble. Compare taboaka, boiboika [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 jaillissement de l'eau d'une source [1.3#638]
12 résurgence [1.13]
Tovy hevitra  13 boiboika, boika, taboidrano

Fivaditsoratra  14 Akitoba, taboika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22