Teny iditra | tadyvavarana > tadivavarana | ||
Singan-teny | tady ; vavarana | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Tady avòna tsy atao fato-maty fa atao mora vahana raha vao voasintona ny laniny; ampiasaina amin' ny fandri-borona na amin' ny faningorana omby [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [ tady vavarana ] A noose [1.2] | ||
Ohatra | Azon'ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon'ny tadivavarana
[2.996] | ||
Tovy hevitra | tady voavarana | ||
Kamban-teny |
| ||