|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tafaina
Fototeny  2 tafa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Resahina entina mandany andro: Inona indray no notafainareo roa tao tapak' andro maninjitra? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be conversed about, to be talked over [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 dont on jase [1.3]

Teny iditra (2/2) 11  tafaina
Fototeny  12 tafa
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  14 [Provincial] to be made wrong [1.2]

Fivaditsoratra  15 itafana, tafaina, 16 tafiaña, tafiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18