Teny iditra | tafalà (la) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | La: ... Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy; tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany. [1.10] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui nie [1.3] | |
Teny iditra | tafala | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] The name of a bird [1.2] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |