Teny iditra | 1 tafarina |
Fototeny | 2 arina |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 set up straight [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 qui s'est mis sur son séant, qui s'est relevé [1.3] |
Ohatra |
6 ary intelo tafatsipika izy vao tafarina. [2.69] 7 tafarina tampoka izy, ka nanontany an-dRenilezo. [2.324] 8 Tsy antony tokana, hoy Zaka tafarina, fa antony famenony. [2.5] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny tafarina io |
Fivaditsoratra | 13 atrifana, fanaitra, faritana, fatraina, fatrania, fianatra, fiatrana, fitarana, tafarina, tarafina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |