|
|
|
|

Teny iditra1  tafatsangana
Fototeny  2  tsangana
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2#682] erect, upright, stood up
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#751] qui s'est dressé, levé
Ohatra  7  Dia tafatsangana Ingahy mpampianatra. [2.529#]
8  Nahita izany ilay mpiasa ka tafatsangana. [2.472#]
9  Hendratra izy sady tafatsangana niaraka tamin' izay. [2.643#]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny tafatsangana io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11