|
|
|
|

Teny iditra 1  tafihina
Fototeny  2 tafika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza fahavalo izay hatonina hasiana any aminy, tanàna izay ibosesehana halaina: Notafihin' ny alemaina i Frantsa tamin' ny 1945 / Notafihin' ny fahavalo ny tanànanay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be attacked, to be invaded [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on attaque, qu'on envahit [1.8]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 fahatiny, 13 fitahina, tafihina, 14 tifahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21