|
|
|
|

Teny iditra 1  tafina
Fototeny  2 tafy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny lamba izay entina na irakofana: Lamba mafana no tokony hotafina rehefa ririnina. (Aoka tsy hafangaro amin' ny tafiana) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be clothed, to be made to have clothing on. Used of the clothing. [1.2]
10 to be put on (of clothing) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on met (se dit des vêtements) [1.8]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 fatany, 14 FIANTA, 15 fitana, Fitana, tafina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19