Teny iditra | 1 tafitafy |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] (Varavarana) Mivoha sasaka, sady tsy mikatona tsara no tsy midanadana tanteraka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] ajar |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] à demi ouvert; à l'abri du vent |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 11 fatifaty, tafitafy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |