|
|
|
|

Teny iditra1  tafoay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] sento, sentosento: Tañin'amboa lava tañy ko mangiña tsa misy tafoay (Fitomanin'alika ka mangina tsy misy sentosento)

Fivaditsoratra  4  atafio, atafoy, itafao, itafoa, tafaoi, tafoay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21