|
|
|
|

Teny iditra1  tafondro manodidina
Singan-teny  2  tafondro, manodidina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] poa-tafondro indroa ambin' ny folo izay natao taloha rehefa misy firavoravoan-dehibe na fandraisam-bahiny manankaja ambony
Ohatra  5  ary nipoaka intelo ny tafondro manodidina [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07