Teny iditra tafondro manodidina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Poa-tafondro indroa ambin' ny folo izay natao taloha rehefa misy firavoravoan-dehibe na fandraisam-bahiny manankaja ambony [1.1]
Ohatra ary nipoaka intelo ny tafondro manodidina [2.48]
Singan-teny tafondro ; manodidina

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16