Teny iditra | 1 tafondro maro vava |
Singan-teny | 2 tafondro, maro, vava |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tafondro mahavoaka bala maromaro sy ankisesy ao anatin' ny fotoana fohy |
Ohatra |
5 tafondro marovava indray koa no namelezana ireo. [2.472] |
Voambolana |
6 Miaramila |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |