|
|
|
|

Teny iditra 1  tahafina
Fototeny  2 tahaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny olona izay itovizana, ka ny fitovitovizana amin' ny endrika sy ny toetra indrindra no lazaina amin' izany: Raibeny no tahafin' ity zaza ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be imitated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on imite [1.8]

Fivaditsoratra  11 fahatany, 12 fahitana, 13 fitahana, tahafina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20