Teny iditra tahio
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Mahafaly] Farihy [1.78]

Teny iditra tahio (tahy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tahina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Fanazavàna teny malagasy Mety hanan-kevitra maro ny hoe «tahio»: ampio, vonjeo, arovy, tsofy rano [2.313]
Ohatra 
1Ny tokantranoko Andriamanitra iantrao ka tahio. [2.928]
2Tompo, tahio iny renin-jaza iny, sombin'ainy koa; [1.220]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21