Teny iditra tahitahina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana sodina fa natao tamin' ny voatavo arivolahy na vilany tany kely ohatra ny totohondry ny habeny, misy lavaka roa na telo. (Mora vaky izy io raha mianjera ka tahitahina fatratra) [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31