Teny iditra | tai-dronono mandroatra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ireo mora taitaitra ka zavatra tsy toy inona aza dia mampihendratra azy [1.1] | |
Mora taitra, mitabataba amin' ny zava-madinika [1.1] | ||
Teny fotony | tai-dronono, mandraotra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21 |
![]() |