|
|
|
|

Teny iditra 1  tainana
Fototeny  2 taina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza izay ampirehetana afo, izany hoe izay andrahoina: Inona no ao am-patana ao, ry Bozy? Mangahazo no tainako ao, ry Nenitoa [1.1]
Tovy hevitra  9 tainina
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tainana

Fivaditsoratra  11 atanina, 12 atinaña, 13 itanana, tainana, 14 taniana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22