Teny iditra | tain-dabozia | |
Singan-teny | tay ; labozia | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilay zavatra mitsonika manaraka ny lavan' ny labozia izay avy amin' ny fiempoan' ny menaka rehefa mirehitra ny labozia [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/29 |