|
|
|
|

Teny iditra1  tain-drano
Singan-teny  2  tay, rano
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  5  dilatra miraikitra amin' ny tena raha avy mandro amin' ny rano be fotaka na dilatra miraikitra amin' ny zavamaniry sy ny vato rehefa misintona ny rano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  (littéralement : « excréments de l'eau »).
7  limon qui reste sur les plantes et les berges lorsque les eaux se retirent. [Merina]
8  au bord des lagunes de la côte Est : amas d'algues microscopiques, Cyanophyceae. [
Betsimisaraka] [1.196]

Fivaditsoratra  9  andranito, itondrana, tain-drano

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02