Teny iditra taintsihy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Tainify, potin-tsakafo tavela amin'ny nify, tafasisika aminy: Ny sakafo vita ny entam-boafehy, ka dia an-dalana managala taintsihy [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31