|
|
|
|

Teny iditra 1  tairina
Fototeny  2 taitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fohazina: Aza tairina ny ankizy fa mbola maizina
9 Ampitahorina tampoka, ampivadihim-po: Notairiny aho ka nivadika iray ihany ny foko
10 Tabaina tampoka, ka matahotra na vaky mandositra: Aza tairinao ny ombinay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be startled, to be shocked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on surprend, qu'on choque, éveille [1.8]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 itarina, 15 riatina, tairina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21