Teny iditra taketrana (taketra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misy takaitra, misy tsininy, misy kilemany: Taketrana ity hazo ity fa misy tonony [1.1]
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31