Teny iditra talaky
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Fihasimban' ny hoe: "Halaky" (malaky) amin' ilay fiteny hoe: "Talaky mandeha", fampiasa mba hampirisihana hampianarana ny zaza vao miana-mandeha, ka ny heviny dia hoe: enga anie ka vetivety dia handeha [1.1]

Teny iditra talaky
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Mamiratra, mazava [1.78]
 Mora hitan' ny maso; tazana tsara; mierinerina sy tsy miafina: Aza esorina eo ambony eo io sary io fa talaky maso tsara izy eo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Visible, obvious [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Visible de loin, évident [1.8]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11