| Teny iditra | 1 talantalana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Toeran' entana avoavo
20 Hazo narafitra handadian' ny voaloboka na voninkazo 21 Tsivalan-kazo misy ny boky amin' ny fitoeram-boky [1.1] 22 fitoeran'ny entana misy ambaratonga [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
23 a platform or shelf of sticks, board or stone
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 étagères, rayons d’une bibliothèque, tonnelle, supports pour faire grimper les plantes
[1.3#656] 25 étagère ou établi en bois, pierre [1.8] 26 étagère, rayons [1.13] |
| Ohatra |
27 Ataingina eo ambony talantalana io vata io.
[2.117#]
28 Rehefa vory maro ny olona dia «vangaina», izany hoe anamboarana talantalana eo alatrano, dia atao eo ny faty. [2.436#] |
| Fikambanana | 29 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how talantalana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|