|
|
|
|

Teny iditra1  tambajotran > tambajotra
Fototeny  2  tambatra, zotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  branchement [1.5]
5  réseau [3.1]
Ohatra  6  ny fanovàna ny tahan' ny DA amin' ny telefaonina sy ny tambajotra amin' ny finday. [1.384#]
7  Famatsian-kena eto an-dRenivohitra : tambajotra iray lehibe ny famonoana omby eo Ankadindratombo [4.43]
8  Porofo mivaingana ity sary izay nalain’ny olona tetsy Ambatonakanga ity ary nozaraina tamin’ny tambajotra sosialy. [4.14]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Tsipelina hafa  10  tambazotra