|
|
|
|

Teny iditra 1  tambazana
Fototeny  2 tamby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Karamaina: Notambazako telopolo Rakoto hanala ahitra manodidina ny tranonay
8 Omena atao loka: Tambazako ariary zato ianao raha mahabata ity vato ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be hired; to be enticed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on prend à gages; qu'on cajole par des promesses [1.8]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21