Teny iditra tambinana (tambina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana tambiny na fanampiny mba ho tsara fipetraka
Enti-milaza olona ampiampiana lava fa tsy mahavita tena [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tambinana, tambinako, tambinanao, tambinany, tambinantsika, tambinanay, tambinanareo, tambinan', tambinan-, tambinam-, tambina-
Ny lasa : notambinana, notambinako, notambinanao, notambinany, notambinantsika, notambinanay, notambinanareo, notambinan', notambinan-, notambinam-, notambina-
Ny hoavy : hotambinana, hotambinako, hotambinanao, hotambinany, hotambinantsika, hotambinanay, hotambinanareo, hotambinan', hotambinan-, hotambinam-, hotambina-
Filaza mandidy : tambino
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05