| Teny iditra | 1 tamoraina |
| Fototeny | 2 tamora |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Vita moramora noho ny: Notamorain' ny famaky ny fikapana ny hazo
9 Atao moramora foana, tsy isahiranana, alaina na heverina ho mora: Tamorainao loatra ny fianaran' ny zanakao 10 Entina an-kamorana: Tamorainao ny mpianatrao 11 Ahem-bidy, aletsy: Raha tamoraina ny vidim-bary, ho maty antoka ny mpamboly [1.1] |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tamoraina |
| Fivaditsoratra | 13 amoritana, 14 marotaina, tamoraina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|