|
|
|
|

Teny iditra1  tampeno
Fototeny  2  tampina
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tampenana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3]
Ohatra  6  tampeno ny vavan' io zaza io raha vao mitomany [1.1]
7  tampeno kely ity pataloako ity fa loaka [1.1]
8  tampeno io hirika io fa avy eo no miditra ny rano [1.1]
9  tampeno io varavaran-kely io (Bouchez cette fenêtre) [1.3]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny tampeno io
Tsanganana sy sary iray takila  11  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31