|
|
|
|

Teny iditra1  tanahina
Fototeny  2  tanaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Zohina sy enjehina tsy an-kijanona: Tanahin' ny tompon-trosa foana Rangahy io ka mita ho voa ny lohany
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9  tananahina, tanarahina

Fivaditsoratra  10  ahantany, anintaha, hantaina, hatanany, hatanina, hitanana, ihantana, nahatany, nahitana, natahany, niantaha, nitahana, tanahina, tananahi

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21