|
|
|
|

Teny iditra 1  tandindona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  7 Aloky ny tena: Aza miady amin' ny tandindona
8 Sarin' ny tena jerena ao anaty fitaratra na ao anaty rano ka ninoan' ny Ntaolo fa fahitana ny fanahy: Voalazan' ny tantara fa nijery tandindona tany Anosifito Andrianampoinimerina andro vitsivitsy talohan' ny hahafatesany
9 Sary: Ny famonoana ny zanak' ondrin' ny Paka teo amin' ny Jody dia tandindon' ny sorona nataon' i Kristy tamin' ny nahafatesany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 ombre portée, pénombre [1.13]
Voambolana  11  Fizìka
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21