Teny iditra | 1 tandomerina |
Fototeny | 2 tandomitra |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Voan' ny aretina antsoina hoe tandomitra, nefa koa matetika ilazan' ny olona ilay aretina mihitsy io teny io: Voan' ny tandomerina ny zanako |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] affecté d'une éruption cutanée provenant du froid |
Voambolana |
6 Fahasalamana |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny tandomerina io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |