Teny iditra tandra vadin-koditra
Singan-teny tandra ; vady ; hoditra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra tsy azo sarahina fa miaraka mandra-pahafaty; zavatra tsy mahay misaraka amin' ny zavatra hafa iray: Tandra vadin-koditry ny olombelona ny aretina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/15