|
|
|
|

Teny iditra 1  tandrovina
Fototeny  2 tandro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tandremana, tsimbinina, raharahaina (tsy fiteny anefa afa-tsy amin' ny voninahitra, henatra, hasasarana...: Tandrovy ny voninahitrao fa aza manala-bara-tena amin' ny fahamamoana [1.1]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  tandrovina, 10 tavin-drano

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21