Teny iditra (1/3) | 1 tandry |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Mitovy amin' ny Tandrina, tsy fahita afa-tsy amin' ilay fitenenana hoe Tsy tandry: tsy niraiken' ny saina firy, lasalasa ho azy [1.1] |
Teny iditra (2/3) | 4 tandry |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 (tsy dia fampiasa loatra) Endrikendrika, fitsaratsarana olona foana, tombotomboka [1.1] |
Teny iditra (3/3) | 9 tandry |
Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
11 sahaza, antonona [Bara]
[1.78] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |