|
|
|
|

Teny iditra1  tanety
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tany be tsy anaty rano
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] high and fairly level ground
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] colline dépourvue d'arbres, et placée entre deux vallées; terre ferme
6  [1.8] terrain haut et plat
7  [1.13] colline
8  [1.196] Colline dont la végétation a été entièrement détruite par les feux de brousse répétés. Elles constituent l'essentiel des terres de la région centrale (Imerina), à l'exception des fonds de vallées, occupés par les rizières. S'emploi aussi pour la partie exondée lors d'une inondation. La végétation des tanety est profondément modifiée par l'homme et très pauvre en espèces endémiques, contrairement aux formations primaires très riches en espèces spéciales à Madagascar (85 à 95 % suivant les formations).
Ohatra  9  Ny rambiazina no mamerovero an-tanety
ny tongolo no manitra voasary
[2.131]
10  Vao maraina ny andro tamin'izay, ny fanala nameno ny ahitra sy ny tanety toy ny fasika nararaka, fa anaty ririnina indrindra. [2.324]
Voambolana  11  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny tanety io

Fivaditsoratra  25  antety, atenti, atetin, nateti, natety, tanety, tetina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21