Teny iditra tangalamena
Singan-teny tangala ; mena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Prêtres de villages [2.608]
Ohatra Ny nitarika ireny olona rehetra ireny dia miaramila tranainy, mpimasy, tangalamena, raiamandrenin-tanana, filoham-poko, izay ny toetra niraisany dia ny fitiavany ny tanindrazany sy ny firaisany fo tamin' ny vahoaka na inona na inona zavatra niseho. [2.472]
Zanakanarana Les Tangalamena

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/03