Teny iditra | tangary | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Ditin-kazo [1.78] | |||||||||
Teny iditra | tangary | |||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fetsy mody miseho ho olon-tsotra, kanjo fiharatra [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | (peu usité) madré, rusé, roué, habile tout en simulant la simplicité [1.3] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Fivaditsoratra | angitra, granita, tangary |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |