|
|
|
|

Teny iditra 1  tangy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  17 [Antesaka] fanomezana ho an'ny sakaiza (vavy) [1.78]
18 Vola omen' ny lehilahy ny vehivavy mba hanekeny hiray aminy
19 Karama. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 wages paid for evil-doing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  21 argent, salaire donné pour faire le mal [1.3]
22 gages de celui qui fait le mal [1.8]

Fivaditsoratra  23 ngita, tangy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20