Teny iditra | 1 tanisaina |
Fototeny | 2 tanisa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Atao tanisa Tononina tsirairay, lazaina antsipiriany: Tsy hita hotanisaina ny soa nataon' io lehilahy io teto amin' ny fokontany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be enumerated; to be conjugated |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] qu'on compte en jonglant, qu'on énumère, qu'on conjugue (grillons) qu'on excite en les faisant danser sur la main et en débitant force menaces 7 [1.8] qu'on énumère; qu'on conjugue |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny tanisaina io |
Fivaditsoratra | 14 anitsiana, antsainay, iantsanay, itanisana, tanisaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |