Teny iditra tanky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. tank] Fiarakodia fenti-miady; vy ny tenany manontolo ary tsy mba kodiarana no andehanany fa vy mihodina manaraka ny lavany tahaka ny olimpanjehy ka io no ahafahany mandeha amin' izay tiana handehanany [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: tank.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31