|
|
|
|

Teny iditra 1  tantavanina
Fototeny  2 tantavana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampandalovina amin' ny tantavana; ampandalovina maninteraka ny lamba, taratasy manify: Tantavanina aloha ny rano vao sotroina raha tsy azo antoka ny fahadiovany ~ Tantavano amin' ny taratasy manify io ro be menaka io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be strained; to be filtered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on filtre [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20