Teny iditra | taolanina | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Be taolana: taolanina ity zaza ity [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Bony. [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Osseux, qui a une forte carcasse, de gros os. [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | alin-taona, ilantoana, taolanina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |