|
|
|
|

Teny iditra 1  tapatapahina
Fototeny  2 tapatapaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Dia tapatapahina ny tongotr' omby, dia atao amy ny vilany lehibe, dia tanehina atao be rano: [2.48#694]
8  tapatapahin' ny miaramila ny mofo diapina, haroniny tanana ny vary an-dovia, tsabahiny toy izany koa ny kafe na ranon' ampango. [2.472#220]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20